Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile
Yas Madagascar

@yas_madagascar

Anciennement Telma, Yas Madagascar a pour mission est de vous permettre de saisir les opportunités du monde numériques pour un avenir plus radieux.

ID: 1116240787

linkhttps://www.yas.mg/ calendar_today24-01-2013 08:04:27

4,4K Tweet

9,9K Takipçi

95 Takip Edilen

Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

TOLOTRA YE'LOW ONE 1 GO Lasa bobaka be ny méga ! Raha 220Mo izy teo aloha dia lasa 1 Go @ izao ! 🔋 500 Mo manan-kery tontolo andro, ary 500 Mo azonao ampiasaina manomboka @ 10 ora alina hatramin’ny 5 ora maraina. 💰 Vidiny 1 000 Ar foana, tsindrio ny #322*64# #NdaoFaLera

TOLOTRA YE'LOW ONE 1 GO

Lasa bobaka be ny méga ! Raha 220Mo izy teo aloha dia lasa 1 Go @ izao !

🔋 500 Mo manan-kery tontolo andro, ary 500 Mo azonao ampiasaina manomboka @ 10 ora alina hatramin’ny 5 ora maraina.

💰 Vidiny 1 000 Ar foana, tsindrio ny #322*64#

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

Yas Level Up : le gaming malgache brille au sommet Le talent était au rendez-vous pour notre tournoi eFootball mobile ! Un grand bravo à Setranirina, qui a décroché la 1ère place et s’envole bientôt pour représenter Madagascar au Maroc lors d'une compétition internationale.

Yas Level Up : le gaming malgache brille au sommet 
Le talent était au rendez-vous pour notre tournoi eFootball mobile !

Un grand bravo à Setranirina, qui a décroché la 1ère place et s’envole bientôt pour représenter Madagascar au Maroc lors d'une compétition internationale.
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

PROMO NOELY FENO KADOA - ZTE A76 5G Jjifaina 490 OOO Ar TTC fotsiny ny smartphone ZTE A76 5G📷 Sady mbola miampy kadoa Goodies sy bonus data 5Go avaozina isam-bolana mandritra ny 6 Volana ! Hatramin'ny 31 Janoary ihany ny fihenam-bidy ! #NdaoFaLera

PROMO NOELY FENO KADOA - ZTE A76 5G

Jjifaina 490 OOO Ar TTC fotsiny ny smartphone ZTE A76 5G📷

Sady mbola miampy kadoa Goodies sy bonus data 5Go avaozina isam-bolana mandritra ny 6 Volana !

Hatramin'ny 31 Janoary ihany ny fihenam-bidy !

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

RSE Yas - NOELY MIZARA HAFALIANA Niaraka nizara tsiky teny anivon'ny EPP sy Sekoly Yas ireo mpiara-miasa eto anivon'i Yas nanomboka omaly alatsinainy 15 desambra. Mbola mitohy hatrany io hetsika fiaraha-miombona ho an'ny ankizy Malagasy io mandritra ity herinandro ity.

RSE Yas - NOELY MIZARA HAFALIANA 

Niaraka nizara tsiky teny anivon'ny EPP sy Sekoly Yas ireo mpiara-miasa eto anivon'i Yas nanomboka omaly alatsinainy 15 desambra. 

Mbola mitohy hatrany io hetsika fiaraha-miombona ho an'ny ankizy Malagasy io mandritra ity herinandro ity.
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

📷 Une nouvelle ère du gaming commence avec la Team Ferrox ! 📷 Yas a dévoilé Ferrox, sa toute première team e-sport. Une team ambitieuse, prête à faire briller les talents locaux sur la scène e-sport ! 📷 #NdaoFaLera

📷 Une nouvelle ère du gaming commence avec la Team Ferrox !

📷 Yas a dévoilé Ferrox, sa toute première team e-sport. Une team ambitieuse, prête à faire briller les talents locaux sur la scène e-sport ! 📷

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

Offre selon le forfait Fibre souscrit jusqu’au 31 janvier 2026 ! 📷 Installation gratuite 📷 -50 % sur les deux premiers mois d’abonnement 📷 Jusqu’à 4 h d’appels fixes offerts + 1 h d’appels mobiles 📷Wi-Fi 6 pour une meilleure couverture et une expérience Internet fluide

Offre selon le forfait Fibre souscrit jusqu’au 31 janvier 2026 !

📷 Installation gratuite
📷 -50 % sur les deux premiers mois d’abonnement
📷 Jusqu’à 4 h d’appels fixes offerts + 1 h d’appels mobiles
📷Wi-Fi 6 pour une meilleure couverture et une expérience Internet fluide
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

Avec Yas Business, bénéficiez d’un accompagnement personnalisé pour faire évoluer vos activités avec simplicité et flexibilité. Suivez Yas Business sur linkedin.com/company/yas-bu… pour rester connectés aux solutions qui font avancer les entreprises !

Avec Yas Business, bénéficiez d’un accompagnement personnalisé pour faire évoluer vos activités avec simplicité et flexibilité.

Suivez Yas Business sur linkedin.com/company/yas-bu… pour rester connectés aux solutions qui font avancer les entreprises !
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

🎊🎂Anniversaire Ceasar🎂🎊 Miaraka miarahaba sy mirary soa an'i @Ceasar isika amin’izao fitsingerenan’ny andro nahaterahany izao🥳 Ny Team Yas dia mirary soa sy fahombiazana ho azy🎉 #NdaoFaLera

🎊🎂Anniversaire Ceasar🎂🎊

Miaraka miarahaba sy mirary soa an'i @Ceasar isika amin’izao fitsingerenan’ny andro nahaterahany izao🥳

Ny Team Yas dia mirary soa sy fahombiazana ho azy🎉

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

🎁🎄PROMO NOELY FENO KADOA - ZTE A36🎁🎄 Mamiratra ery ny fetin'ny krismasy amin'ity taona ity miaraka @ i Yas satria jifaina 269 000 Ar TTC fotsiny ny smartphone ZTE A36 Sady mbola miampy kadoa Goodies sy bonus data 5Go avaozina isam-bolana mandritra ny 6 Volana ! #NdaoFaLera

🎁🎄PROMO NOELY FENO KADOA - ZTE A36🎁🎄

Mamiratra ery ny fetin'ny krismasy amin'ity taona ity miaraka @ i Yas satria jifaina 269 000 Ar TTC fotsiny ny smartphone ZTE A36

Sady mbola miampy kadoa Goodies sy bonus data 5Go avaozina isam-bolana mandritra ny 6 Volana !

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

💛💙 YAS STORE MAROVOAY 💙💛 Tontosa anio 22 desambra 2025 ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Yas Store vaovao be eto Marovoay. Eo ampitan'ny tresor no misy anay📍 Ahitanao ireo tolotra Yas, MBalik, MVola mahazatra anao🫶 #NdaoFaLera 🇲🇬

💛💙 YAS STORE MAROVOAY 💙💛

Tontosa anio 22 desambra 2025 ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Yas Store vaovao be eto Marovoay. Eo ampitan'ny tresor no misy anay📍

Ahitanao ireo tolotra Yas, MBalik, MVola mahazatra anao🫶 

#NdaoFaLera 🇲🇬
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

Parfois, un petit geste suffit à illuminer le monde… Des élans de tendresse, de petites attentions qui viennent du cœur et qui illuminent Noël de mille feux ! Partageons la joie d’être avec ceux qu’on aime ! Pour Noël, Yas vous reconnecte avec les valeurs qui vous sont chères

Parfois, un petit geste suffit à illuminer le monde…
Des élans de tendresse, de petites attentions qui viennent du cœur et qui illuminent Noël de mille feux !
Partageons la joie d’être avec ceux qu’on aime !
Pour Noël, Yas vous reconnecte 
avec les valeurs qui vous sont chères
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

⏱️Horaire d'ouverture Yas Store Tana et Régions - Mercredi 24 Décembre 2025🗓️ La Team Yas vous souhaite de très belles fêtes !🎄 #NdaoFaLera

⏱️Horaire d'ouverture Yas Store Tana et Régions - Mercredi 24 Décembre 2025🗓️
La Team Yas vous souhaite de très belles fêtes !🎄

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

✨ Noël brille encore plus quand on partage des moments simples, authentiques et pleins de bonheur avec ceux qu’on aime. Toute l’équipe Yas vous souhaite de belles fêtes entourées de ceux qui comptent le plus pour vous. 💛💙🎅 #Noely2025 #NdaoFaLera

✨ Noël brille encore plus quand on partage des moments simples, authentiques et pleins de bonheur avec ceux qu’on aime.

Toute l’équipe Yas vous souhaite de belles fêtes entourées de ceux qui comptent le plus pour vous. 💛💙🎅

#Noely2025
#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

⏱️Horaire d'ouverture Yas Store Tana et Régions - Mardi 31 Décembre 2025🗓️ La Team Yas vous souhaite de très belles fêtes de fin d'année !🎊 #NdaoFaLera

⏱️Horaire d'ouverture Yas Store Tana et Régions - Mardi 31 Décembre 2025🗓️
La Team Yas vous souhaite de très belles fêtes de fin d'année !🎊

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

🗓️BONNE ANNEE 2026🎉 Toute l’équipe de Yas Madagascar vous souhaite une excellente année 2026 remplie d'opportunités, d'innovation et de belles connexions. Yas #ToujoursAvecVous pour un avenir encore plus connecté ! 🛜 #NdaoFaLera💛💙🩵

🗓️BONNE ANNEE 2026🎉

Toute l’équipe de Yas Madagascar vous souhaite une excellente année 2026 remplie d'opportunités, d'innovation et de belles connexions. 

Yas #ToujoursAvecVous pour un avenir encore plus connecté ! 🛜 

#NdaoFaLera💛💙🩵
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

🎁🎂Anniversaire Shyn🎂🎁 Miaraka miarahaba sy mirary soa an’i Shyn isika amin’izao fitsingerenan’ny andro nahaterahany izao🥳 Ny Team Yas dia mirary soa sy fahombiazana ho azy 🎉 #NdaoFaLera

🎁🎂Anniversaire Shyn🎂🎁

Miaraka miarahaba sy mirary soa an’i Shyn isika amin’izao fitsingerenan’ny andro nahaterahany izao🥳

Ny Team Yas dia mirary soa sy fahombiazana ho azy 🎉

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

⏱️Horaire d'ouverture Yas Store Tana et Régions - Vendredi 2 Janvier 2026🗓️ La Team Yas vous souhaite une très belle année 2026 !🎊 #NdaoFaLera

⏱️Horaire d'ouverture Yas Store Tana et Régions - Vendredi 2 Janvier 2026🗓️
La Team Yas vous souhaite une très belle année 2026 !🎊

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

🎁🎂Anniversaire Bolida🎂🎁 Miaraka miarahaba sy mirary soa an’i Bolida Barea isika amin’izao fitsingerenan’ny andro nahaterahany izao🥳 Ny Team Yas dia mirary soa sy fahombiazana ho azy 🎉 #NdaoFaLera

🎁🎂Anniversaire Bolida🎂🎁

Miaraka miarahaba sy mirary soa an’i Bolida Barea isika amin’izao fitsingerenan’ny andro nahaterahany izao🥳

Ny Team Yas dia mirary soa sy fahombiazana ho azy 🎉

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

📷Yas Madagascar dia faly manohana ny Academie foot ball akamasoa (AFA) ka ho fanamarihana izany dia notolorana maillots tsirairay avy ireo mpilalao rehetra, ny 24 Janoary 2026 lasa teo. Yas dia manohana ireo talenta Malagasy mba hisandratra ho @ avo indrindra #NdaoFaLera

📷Yas Madagascar dia faly manohana ny Academie foot ball akamasoa (AFA) ka ho fanamarihana izany dia notolorana maillots tsirairay avy ireo mpilalao rehetra, ny 24 Janoary 2026 lasa teo.

Yas dia manohana ireo talenta Malagasy mba hisandratra ho @ avo indrindra

#NdaoFaLera
Yas Madagascar (@yas_madagascar) 's Twitter Profile Photo

TAOM-BAOVAO MIZARA HAFALIANA Tao Tsiroanomandidy no nisantaranay ny fizarana hafaliana voalohany t@ ity taona 2026 ity. Ny ONG FAMI (Fikambanana ho an'ny Ankizy Mivotra), izay manarina sy manabe ireo ankizy manana fahasembanana eo amin'ny ratsam-batana, no nisitraka izany.

TAOM-BAOVAO MIZARA HAFALIANA 

Tao Tsiroanomandidy no nisantaranay ny fizarana hafaliana voalohany t@ ity taona 2026 ity.

Ny ONG FAMI (Fikambanana ho an'ny Ankizy Mivotra), izay manarina sy manabe ireo ankizy manana fahasembanana eo amin'ny ratsam-batana, no nisitraka izany.