AoTsara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ (@myainga) 's Twitter Profile
AoTsara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

@myainga

Ainga tsotra mandamina, vatsy entina miatrika ny eto sy ny anio, manamaivana ny saina, mampifaly ny fo... #TeamGasy #Peace #SaveSoil #Love #AlefaBarea ๐Ÿ˜

ID: 740263201900728320

linkhttp://myainga.blogspot.com calendar_today07-06-2016 19:24:35

1,1K Tweet

1,1K Takipรงi

3,3K Takip Edilen

AoTsara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ (@myainga) 's Twitter Profile Photo

Ireo milay dia faly foana na manjombona aza ny andro, ny olona mampalaelo kosa dia ireo izay manjombona na dia mamiratra aza ny andro...

Ireo milay dia faly foana na manjombona aza ny andro, ny olona  mampalaelo kosa dia ireo izay manjombona na dia mamiratra aza ny andro...
AoTsara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ (@myainga) 's Twitter Profile Photo

Ny Aina ihany no hany zavatra tena izy anananao... Eny na ny vatanao, ny saina aman'eritretra aza dia mandalo toy ireo ambara fa fanana mahazatra.

Ny Aina ihany no hany zavatra tena izy anananao... Eny na ny vatanao, ny saina aman'eritretra aza dia mandalo toy ireo ambara fa fanana mahazatra.
Bee Network Official (@beenetworkintl) 's Twitter Profile Photo

In the past week, #BeeNetwork has unveiled a series of significant developments that the Core Team will be bringing to life in the months ahead. Always mind the details, and never forget where we began. Once more, thank you for your unwavering support for Bee Network

In the past week, #BeeNetwork has unveiled a series of significant developments that the Core Team will be bringing to life in the months ahead. 

Always mind the details, and never forget where we began.  

Once more, thank you for your unwavering support for Bee Network
AoTsara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ (@myainga) 's Twitter Profile Photo

Ny fahasalamana akory tsy mijanona fotsiny amin'ny hoe tsy fisian'ny aretina. Ny fahasalama dia miankina amin'ny fahatsaran'ny vatana sy saina ary ny ara-panahy...

Ny Fiainana akory tsy anatin'ireo asa ataonao na ireo fanananao, Sady tsy anatin'ireo re sy tsapa ary hitanao ihany koa. Ianao Ilay Fiainana, Ny ambiny akora fotsiny ihany... #Life #Vie #Aina

Ny Fiainana akory tsy anatin'ireo asa ataonao na ireo fanananao, Sady tsy anatin'ireo re sy tsapa ary hitanao ihany koa.
Ianao Ilay Fiainana, Ny ambiny akora fotsiny ihany...
#Life #Vie #Aina