Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile
Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar

@ministeremjs

ID: 1011196838714671104

calendar_today25-06-2018 10:38:08

185 Tweet

189 Followers

11 Following

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Hiatrika ny Championnat d'Afrique junior de Rugby any Zimbabwe izay hanomboka ny 15 Aprily hoavy izao, ny Maki de Madagascar. Anio zoma 12 Aprily dia nitso-drano sy nanolotra vatsin-dalana ho azy ireo ny... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Na dia mbola lalao savaranonando aza ny lalao nihaonan'i Jet Mada sy Fosa junior dia tsy nahatombina ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto, fa tonga nijery ny haavo teknikan'ireto... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Manara maso akaiky ny fizotran'ny fampivondronan'ireo atleta Malagasy hiatrika ny lalaon'ny Nosy ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto,tsy andro tsy alina dia mitsidika ireo toerana... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Tsy hoe natomboka fotsiny ihany ny fampivondronana ny mpanao Fanatanjahan-tena malagasy hiatrika ny lalaon'ny Nosy fa narahina fanaraha-maso akaiky. Na eo aza ny olana madinidinika mitranga dia mandeha tsara... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Nandritra ny lalao famaranana ny Rugby Top 6 de l'Océan Indien, nandefa solon-tena Atoa Ministry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena amin'ny maha zava-dehibe aminy ny fanotronana ireo mpanao fanatanjahan-tena.... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Anisany ireo taranja nitondra avo ny voninahitry ny firenena Malagasy ny fibatana fonjam-by (Haltérophilie) raha tamin’ny taona 2017 dia nitondra medaly volamena dimy izy ireo nandritra ny Championnat d’Afrique... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Taranja hifaninanana mandritran’ny lalaon’ny Nosy izay hatao atsy Môrisy ny tenisy ambony latabatra « TENNIS DE TABLE » Manana atleta mivondrona ary vonona hiatrika izany isika Malagasy, ary anisany sangany... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Lancement du projet " Reduire les inégalités Femmes-Hommes par le Rugby, vecteur de la promotion du genre et de développement à Madagascar Honoré par: - SEM L'Ambassadeur de France à Madagascar - Monsieur Le... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Le Ministère de la Jeunesse et des Sports informe les jeunes (de 14 à 18 ans) que la date de la réception des dossiers de candidature relatifs à la 10ème édition de la JIOI 2019 qui se tiendra à l'Ile Maurice est... facebook.com/MinistereJS/po…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Avy min'ny Tanora; Miaraka amin'ny Tanora ary Ho an'ny Tanora Tontosa anio maraina teny amin’ny Lapan’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny Valandresaka ho an’ny Mpanao Gazety nataon’ireo mpikambana ao... facebook.com/MinistereJS/po…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Taranja efa manomboka mahasarika ny maro ny BADMINTON ary ananantsika atleta avo lenta. Manao fivondronana hiatrika ny lalaon'ny Nosy izay hatao atsy nosy Môrisy ireo atletantsika,etsy amin'ny gymnase Ankorondrano... facebook.com/MinistereJS/po…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Ny tso-drano tokoa zava-mahery! Am-pifaliana no iarahabako ny ekipa Junior ny Maki tafiakatra amin'ny dingana famaranana tamin'ny fandraisantsika anjara tamin'ny Championnat d'Afrique Junior de Rugby any... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Cyclisme na Hazakazaka am-bisikileta Efa miroborobo eto Madagasikara ny hazakazaka am-bisikileta ankehitriny, ary manana matihanina amin’izany isika Malagasy izay mivondrona, handray anjara amin’ny lalaon’ny... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Amin'izao fandresena azon'i Madagasikara teo amin'ny Taranja Rugby izao dia zava-dehibe amin'Atoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena,Tinoka Roberto ny mampita hafatra ho an'ireo mahery fon-tsika:"Miarahaba... facebook.com/12895130381646…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

BOURSE D’ETUDES AU JAPON POUR L’ANNEE UNIVERSITAIRE 2020 LE MINISTERE JAPONAIS DE L'EDUCATION, DE LA CULTURE, DES SPORTS, DES SCIENCES ET DE LA TECHNOLOGIE (MONBUKAGAKUSHO - MEXT) OFFRE Quatre (04) types de... studyjapan.go.jp/jp/smap_stopj-…

Ministère de la Jeunesse et des Sports-Madagascar (@ministeremjs) 's Twitter Profile Photo

Le 2ème Forum Panafricain de la Jeunesse s'est tenu au siège de l'Union Africaine à Addis Ababa Éthiopie du 24 au 27 Avril 2019. " L'Afrique unie pour la Jeunesse: combler le vide et atteindre toute la Jeunesse... facebook.com/MinistereJS/po…