GASY INDEPENDANT
@gasyindependant
ID: 1065167790712213505
21-11-2018 08:59:25
158 Tweet
193 Takipçi
469 Takip Edilen
GASY INDEPENDANT Momba ny voasoratrao ny tenako. Ny fombantsika Malagasy dia manohana ny Mpitondra voafidin'ny Vahoaka. Satria ny Tanindrazana iombonana no jerena fa tsy ny tombontsoan'ny tia tena. Aoka izy aloha hiasa dia ho hitantsilka eo ny vokany. Masina ny Tanindrazana 🇲🇬
GASY INDEPENDANT 👏🙏 60 taona isika nikororosy amban'ny tany. Izao dia efa misy Mpitondra toa hanarina ilay Tanindrazana iombonana. Dia ho tsikeraina ve amin'ny voalohany fa tsy ao afara ? Raha misy azontsika hatao hanampiana azy, dia tokony hitondra ny anjara-birikintsika koa isika tsirairay.
GASY INDEPENDANT Ny asa tdy vita anoretra ary mila antsika rehetra i Madagasikara fa tsy anjaran'ny Mpitondra irery fotsiny ny fanarenana ny Firenena. Tsy momba and-Rajoelina ny tenako, fa ny Tandindrazana sy ny ho avin'ny Firenena no jereko. Io no lovantsika hapetraka amin'ny taranaka ho avy.
Aux côtés de l’UNICEF Madagascar, nous réceptionnons aujourd’hui des pompes fontaines à eaux qui permettront l’accès à l’eau potable et amélioreront le quotidien de près de 100 000 malagasy !#MDG2019
Dit Jean Marie BIGARD , quand tu as accompagné Nicolas Sarkozy chez le pape, tu penses que la situation économique et sociale de la France était meilleure ? En effet tu es bien un comique ! Ne t'amuse pas à donner des leçons politiques tu es aussi ridicule que vulgaire .