Madagascar 3M (@madagascar3m) 's Twitter Profile
Madagascar 3M

@madagascar3m

Identifying, Equipping and Training the next generation of Malagasy pastors (2 Tim 2:2)

ID: 938392276702760961

calendar_today06-12-2017 12:58:48

268 Tweet

87 Takipçi

203 Takip Edilen

Madagascar 3M (@madagascar3m) 's Twitter Profile Photo

Tonga ilay andro farany amin`ity SIPT 2019 ity. Atao ahoana tokoa no tsy hidera an`Andriamanitra hatrany noho ny fitantanany. #SIPT_2019 #Madagascar3M

Madagascar 3M (@madagascar3m) 's Twitter Profile Photo

Session 5 : Miaina amin`ny toe-panahy araka an`Andriamanitra manoloana ireo tsy izy (2 Timoty 3 : 1-13) Mpampianatra : Pasteur Todd BARNETT - Anchor Bible Church 1) Fantaro ireo tsy izy 2) Alaviro ireo tsy izy 3) Mahareta/Miareta manoloana ireo tsy izy #SIPT_2019 #Madagascar3M

Session 5 : Miaina amin`ny toe-panahy araka an`Andriamanitra manoloana ireo tsy izy (2 Timoty 3 : 1-13)
Mpampianatra : Pasteur Todd BARNETT - Anchor Bible Church

1) Fantaro ireo tsy izy
2) Alaviro ireo tsy izy
3) Mahareta/Miareta manoloana ireo tsy izy

#SIPT_2019
#Madagascar3M
Madagascar 3M (@madagascar3m) 's Twitter Profile Photo

Nahafahan`ny mpanatrika rehetra nandray anjara tanteraka ny atrik`asa rehetra izay notanterahina. Fotoana fifanakalozana, fianarana ary fifampizarana izay tena nampiavaka ny SIPT tamin`ity taona ity izany. #SIPT_2019 #Madagascar3M

Nahafahan`ny mpanatrika rehetra nandray anjara tanteraka ny atrik`asa rehetra izay notanterahina. Fotoana fifanakalozana, fianarana ary fifampizarana izay tena nampiavaka ny SIPT tamin`ity taona ity izany.

#SIPT_2019
#Madagascar3M
Madagascar 3M (@madagascar3m) 's Twitter Profile Photo

Taorian`ny famaliana fanontaniana, ny fampianarana farany noetin`I Pasteur Tim CANTRELL dia nahafahan`ny tsirairay nisaintsaina sy nanontany tena ny amin`ny fahasalamany ara-panahy ary koa ny fahasalaman`ny asa fanompoany. #SIPT_2019 #Madagascar3M

Taorian`ny famaliana fanontaniana, ny fampianarana farany noetin`I Pasteur Tim CANTRELL dia nahafahan`ny tsirairay nisaintsaina sy nanontany tena ny amin`ny fahasalamany ara-panahy ary koa ny fahasalaman`ny asa fanompoany.

#SIPT_2019
#Madagascar3M
Madagascar 3M (@madagascar3m) 's Twitter Profile Photo

Mifarana ny Sommet International de la Prédication textuelle, koa tena tsapa tokoa ny fitantanan`Andriamanitra tamin`ny lafiny rehetra. Ny Tompo anie hampahery ny tsirairay, ho Azy ny voninahitra. #SIPT_2019 #Madagascar3M

Mifarana ny Sommet International de la Prédication textuelle, koa tena tsapa tokoa ny fitantanan`Andriamanitra tamin`ny lafiny rehetra. 
Ny Tompo anie hampahery ny tsirairay, ho Azy ny voninahitra.

#SIPT_2019
#Madagascar3M